Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 27 juin 2025
Antananarivo | 09h59
 

Répondre à un commentaire

28 mai à 11:38 | citoyendumonde (#4292)

Maharikirioko ireto olona ireto : tsy sasatry ny mandrebireby vahoaka. Nividy masinina brokatera 28millions USD izay tsy tonga ao Antananarivo hatramin’izao fa tsy zakan’ny pont, vola izay navoaka ny kitapom-bolam-panjakana.
Amin’ ny avril 2025 hoy ny sasany tsy maintsy vita, hatramin’izao tsy misy jiro, tsy misy rano Antananarivo renivohitr’i Madagascar, ny fijalian’ny faritra tsy lazaina intsony. https://2424.mg/energie-la-nouvelle-centrale-thermique-de-105mw-dambohimanambola-a-installer-en-avril-2025-selon-andry-rajoelina/

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}