Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 27 juin 2025
Antananarivo | 01h21
 

Répondre à un commentaire

30 mai à 12:29 | Vohitra (#7654)

Madagasikara ankehitriny dia sahala amin’ny tokantrano iray izay :

 miandry famindrapo sy fitserana

 mivelona amin’ny hataka

 mivarotra ny fananana sy fanaka ao antokantrano

 bokantrosa etsy sy eroa

 nefa be revy sy manarapo amin’ny filana sy sitrapo tsy mahasoa

Izany no tokantrano heverin’i « nandra mahiratra » fa tokantrano mendrika sy fitaratra !

Fa ny tena loza, dia Ilay mpitarika ny tokantrano dia manao ampaosy sy manao didy antsy misompirana, mangala-tety manafina ny trosa, mamitaka ny ankohonany, tranondainga sy mambotry ny tokantranony...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}