Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 15 juillet 2025
Antananarivo | 18h36
 

Répondre à un commentaire

15 juillet à 09:51 | Rabeanosy (#11701)

Asaivo avoakan’ny fitsarana ho hitam-bahoaka ny valin’ilay fikarohana nataon’ilay laboratoara frantsay nanao ny fikarohana.
Fa inona no antony tsy amoahana izany ?
Tsy misy resaka « secret d’instruction » ny momba izany fa toeèjavatra azon’ny rehetra jerena indrindra ny mpanao gazety.
Avelao samy hamaky ny valin’ilay fikarohana fanadihadiana ny rehetra dia samy hanana ny heviny, izay fotsiny dia bastà fa tsy asiana resa-be tsy misy fototra toa izao.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.