Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Mazava tsara anie ilay teny nambara e, tsy hoe akory teny solafaka na koa teny sendra nisoloaka, fa tena teny mahitsy tsy miolaka !
Fa iza moa ianao amin’io taonanao io, sy izay zavabitanao no minia mitsara ankitsirano ireo Profesora izay maro amin’izy ireo no efa nisalotra izany faripahaizana izany fony ianao mbola tsy teraka akory ?
Fa mba inona no faripahaizana misy aminao no sahy mitsara ny fahalalana misy eo amin’ireo Profesora ianao ?
Marketing ve ? Varobava antsena ankilahila anie izany e !
PR tamin’ny orinasa karana anie ianao fahiny e ! Fa aza adino fa efa namolavola olona aman’arivony maro ireo Profesora ireo na teto antoerana na tany anivon’ny riaka, ary nikolo ho avy marobe ho an’ireo taranaka misy manana andraikitra avo lenta amin’ny sehatra iraisampirenena mihintsy aza !
Fa ianao io, mba efa namolavola olona firy tamin’ny sehatra inona ?
Fehiny : hoy aho tantsaha aminao hoe : aza manahy vary andalambe amin’ny làlan’ny vahoaka fa lasa mitory fanahy manambara fitaizana ratsy vesaran’ny lesoka !