Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Faly ireo mpankafy ny baolina kitra, mitotorebika hatramin’ny noana sy fadiranovana mihintsy, iza moa no sahy hanaisotra aminy izay kely anjara fifaliana ao ambony ao anatin’ny fiainany efa mangidy mangeroka ?
Mitondra hery sy fahavononana ny hafaliana, mety mandalo tsy maharitra izany, saingy toe-po mahasalama ny faly ka mahasoa !
Fa izao, iniako tsy nasiana fanovana fa dia entiko eto ny fanehoankevitra avy amin’ity vahiny iray ity, samy manana ny fiheverana mikasika izany ny tsirairay, ny fiheverany no zaraiko, ho torahambato ve izy noho ny heviny ?
« Moins le peuple est intelligent, plus il aime le foot... » Philippe Bouvard