Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Tena misy ve ny fanainga lavitra ? Izay ihany mantsy no afaka manamarina ny boredika sy beroberoka ataon’inandra 100 isanjato ! Satria efa nogadraina ilay vitan’ny tondro-molotra teny Ambohilaza kanefa dia maty ny tany Ambositra, maty ny tany Toamasina, maty ny tany Mahajanga dia izao maty indray ny teny Ampitatafika. Ary mitovy avokoa ny fomba sy endrika nahafaty ireo olona rehetra ireo : fanina, marary andoha, manjokaiky ny maso, mandoa sy mivalana dia maty na dia efa tsaboina eny @ ny hopitaly manarapenitra aza.
Raha tsy izany dia avoahy ireo tsy manantsiny voafonja, asdy izay anie ny fitsiraina nataondrizareo (analyse hono e !) dia tsy ahitana singa mahakasika ny datura sy ny belladone fa atropine mifanandrify @ fitsaboana natao sy methanol tsy fanta-pihaviana ary tsy nasiam-panadihadiana intsony.