Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 13 octobre 2025
Antananarivo | 20h07
 

Répondre à un commentaire

12 octobre à 13:13 | Rabeanosy (#11701)

Ary toa tsy re intsony rainilainga taorian’ilay fihaonana teny Mavoloha ?
Aiza re izany e !
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ary mahatsiaro foana ilay tenin’i Vohitra hoan’ny rezimanta Zinandra momba io tody io.
Asaivo mikabary rainilainga raha lehilahy.
Ary aiza ilay senatera Be Molotra petsam-bava iny ?
Sa hamadika palitao indray ?

Te hanao aminy eo, koa mahatantesa valin-kitsaka.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.