Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
salama re vohitra..
lay toe tsaina gasy mihintsy no tsy lasa e... raha tantsaha mahantra no mangataka, mbola azo ekena ihany... fa ireto avara pianarana, manao ankajo tsara, mandeha fiara raitra, milaza ho manampahaizana nefa mangataka, dia aoka re fa tena tsy azoko.. manana bakaliroa.. nandrato fianarana ambony.. nefa tsy afaka misaina amokatra vary ho sakafo ( ny tany misy, ny rano misy, ny olona hiasa misy... saingy ny politika sy fitiavambola no nanimba ny fiaraha monina.. feno dahalo, mamboly ianao dia lasany mpanambola ny taninao rehefa hitany fa mamokatra)... ny tanimbary sy tanimboly nototofana moa tsy lazaina intsony... aleony fanjakana manafatra fiara raitra sy fiadiana toy zay manafatra trakitera, moissonneuse, fitaovana fambolena... aleony mitrandraka volamena toy zay mamboly vary