Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
samy hafa ny manaja ny maha malagasy sy ny fanagasiana ny fitaovana ampiasaina.
raha tena mifantoka aminy fomba malagasy isika, manaja ny maha malagasy, dia handroso ho azy i madagasikara.
ny olana lehibe aminy fanagasiana, dia natao dikateny ny malagasy.. fa ny fotopisainana dia nijanona ho frantsay... ny zanakiny mpanambola sy ny mpitondra, dia nalefa aty an dafy... fa ny zaza malagasy dia nopotehina taminy fanagasiana ny fampianarana, ka lasa tsy mahay teny gasy no tsy mahay teny vahiny.. ka ireo zay mba lasa taty an dafy, dia lasa fadiranovana satria tsy mahay teny vahiny.... nopotehiny ratsiraka.. dia zao indray halentika ....
hevitro manokana ity.. atao sarotrarony fotsiny ny hoe tia tanindrazana... tsy ny fanagasiana ny fitaovana no ilaina, fa ny fiverenana aminy fotopisainana malagasy... manomboka aminy fanajana ny ray amandreny sy ny fomba nentimpaharazana... dia ny malagasy aloha vao ny hafa