Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 10 juillet 2026
Antananarivo | 11h58
 

Répondre à un commentaire

10 juillet à 10:08 | Vohitra (#7654)

Mbola manantitra sy maneho ny sosonkevitra naroso ny 28 jona 2025 teto amin’ny MT mikasika ny laha-kevitra harovana amin’ny fikaonan-dohampirenena raha sitrapon’i Zanahary...

Foanana ny HCC ary ny fitsarana tampony (Cour Suprême) no misahana ny andraikiny, ary tsy omena intsony ny zo tsy azo ivalozana izy eo amin’ny fanatanterahana ny andraikitra sahaniny.

Izao fanapahana ataon’ny HCC izao dia mitory hatrany ny fiarovana sy firaisana tsikombakomba amin’ny mpitsara nahavita heloka bevava.

Eto amin’ity tranga ity dia mametraka ny CSM eo amin’ny laharam-panapahana ambony noho ireo mpanao lalàna nofidim-bahoaka ny HCC, mpitsara nandika sy nanota ny lalàna no arovany ho lasa tsy maty manota indray.

Mbola hamafisina ihany ny tokony hanaovana amin’ny tenimpirenena Malagasy ny fanapahana sy didimpitsarana rehetra mba tsy ho tompontrano mihono ny vahoakan’i Zanahary.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}