Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 26 février 2026
Antananarivo | 18h15
 

Malagasy

Vaovao farany

vendredi 6 février 2009 |  4562 visites 

 Nofoanan’ny Filoha Marc Ravalomanana ny fahitalavitra sy ny radio MBS, ary natolony manontolo ho an’ny fahitalavitra sy ny radio-mpirenena ny fitaovana nampiasaina tao rehetra. Marihina ihany moa fa fananany manokana ny MBS.