Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Emirates s’allie à Madagascar pour renforcer la visibilité de la destination - J’ai toujours dit que si mes commentaires ne sont pas constructifs ce n’est (…)
tonga soa - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Toujours la faute aux autres.
tonga soa - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Ivan lendl...sacré joueur un peu mal aimé des français car yannick et lui c (…)
canal baobab 13 - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Le néocolonialisme économique existe, et sous couvert d’un l’ultraliberalisme
Vohitra - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Gardons la tête sur les épaules et un esprit clair :
L’espace numérique (…)
rakotobe
{#URL_PAGE{archives}}





Chose qui m’échappe complètement :
Inona marina no mamporisika ireto taitaibombina milaza azy ho tsotsoka ireto manoratra eto amin’ity serasera ity sy mandany fotoana manaratsy ny malagasy ?
Mihezaka ny mandinik’izany aho fa dia tsy hitako mangirana ny valiny.
Mety ho malagasy misari-gaigy hanodikodinana ny hevitra mba tsy hiresahana ny tsy fahaiza-mitondra sy ny olana ateraky ny fitondrana ankehitriny sanatrian’izany ve ?
Sa dia tena irony safiotra anti-dahy mpanambaka ny tany mahantra ka manao lala-mahitsy ny fanodikodinana ireo vehivavy tanora malagasy ?
Hoy ilay hira iray hoe "Soanala" :
"...
Vehivavy na ampy na tsy ampy taona
Rebireben’izay vola foana !"
Tena olona gaigy mihitsy marina moa.