Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Transport aérien : la compagnie nationale enrichit sa flotte et s’offre un Boeing 737-700 - Un jour , un autre régime politique arrive au pouvoir qui va faire table (…)
RAJEMISA - Transport aérien : la compagnie nationale enrichit sa flotte et s’offre un Boeing 737-700 - Ce qui reste opaque, c’est l’utilité et la priorité pour une compagnie (…)
Kelyfadada - Financements du FMI : le verdict attendu demain pour les 3e et 4e revues des FEC et FRD - Les vieux au RSA n’intéressent pas les prostituées indonésiennes...
bekily - Financements du FMI : le verdict attendu demain pour les 3e et 4e revues des FEC et FRD - " des preuves " ? Ahaha..
Il parle comme Jordan, le petit gars, qui est (…)
rakotobe - Transport aérien : la compagnie nationale enrichit sa flotte et s’offre un Boeing 737-700 - @ Tonga Soa (post de 18:11)
Les retraités de la "Compagnie" sont, (…)
Albatros
{#URL_PAGE{archives}}





Miarahaba ny rehetra,
Dia talanjona tokoa anie aho mamaky ireto miseho ho vozongo ireto marina moa.
Ny tena mahalasa saina dia ny famadihany ny hevitra lazainao :
– izy ireo no resahina noho ny lahatsoratra ventesiny dia ianao no lazainy ho tsy tia an’i renimalala (ialan-tsiny fa fanahiniana no hanoratana io teny io ho an’ny mpandika teny mahazatra ireto miseho ho vozongo mahay ireto) sy mankahala ny frantsay
Hita taratra amin’ireny soratry ry zareo ireny fa olona tsy ampy fahalalana ny amin’ny fahaiza-mamakafaka lahatsoratra ry zareo fa dia mandray an-tendrony tsy misy fandinihina na dia kely aza.
Raha toa ianao milaza hoe : "nahavita trano vaovao hono ingahy Rabe mpiasa ao amin’ny orin’asa SOMAGEL", ny famakin’izy ireo izany dia hoe : "nahavita trano vaovao hono ny orin’asa SOMAGEL".
Ivom-pahalalana toa izany ve no hifantohan-kevitra eto ? ssss !
Ny ahy dia iny nalefako farany iny ny famaliana an’ilay atavizo toa kisoa mifaha araka ny lazain’i arsonist iny, dia najaniko teo fa aleo ho vitain’i arsonist ny manohy ny fanatrehana ireo.
Tsy sanatria miala andraikitra akory.
Dia mbola mirary ny soa ho an’ny rehetra ary mirary faran’ny herinandro amin’ny ilan’ny tsirairay azy eny fa na dia ao anatin’ny fahoriana sy ny fahantrana aza ny eto Madagasikara sy ny Ambanilanitra malagasy.