Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 5 avril 2026
Antananarivo | 18h51
 

Répondre à un commentaire

22 septembre 2022 à 10:31 | arsonist (#10169)

Hita ho’aho fa tsy mahavoa teny français mihitsy ’ty ’’ATAVIZO" autoproclamé fransé ’ty,
sady tsy mahay mamaky anaran’andro sy hora !

Efa omaly alarobia tolak’andro no nasehoko teto ireto vaovao ireto,
kanefa dia tsetsoka ery ’ty raciste anti miséreux "ATAVIZO" ’ty izao ampitso alakamisy izao fa hoe tsy mahalala vaovao hono ny dimbaka !
Kanefa zahao ny andro ny hora sy ny mpampita vaovao omaly :

https://www.madagascar-tribune.com/Andry-Rajoelina-a-l-ONU-la-restitution-des-iles-eparses-au-menu.html#forum512211

https://www.madagascar-tribune.com/Andry-Rajoelina-a-l-ONU-la-restitution-des-iles-eparses-au-menu.html#forum512212

Tsy jamba anefa ’ty "ATAVIZO’’ ’ty !