Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Filière aurifère : l’exportation légale de l’or relancée après plusieurs interruptions - "Les virulences des échanges sont certes contre productifs, mais (…)
tonga soa - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Camarade Poumarat ..
Tu saoules bien....
Essaie de trouver un site rigolo (…)
bekily - Filière aurifère : l’exportation légale de l’or relancée après plusieurs interruptions - Les pertes de repères créent la floraison de populistes, dont l’extrême (…)
bekily - Filière aurifère : l’exportation légale de l’or relancée après plusieurs interruptions - @ Rouer
Ne voulant pas pousser à la polémique
Il me semble que Rakotobe (…)
bekily - Filière aurifère : l’exportation légale de l’or relancée après plusieurs interruptions - @ Jean Claude Rouer
Bonsoir,
Aucune intention de ma part ni (…)
rakotobe
{#URL_PAGE{archives}}





Tantara kely iray :
Ny galona tsy tonga any [fizarana voalohany].
Eto Antananarivo dia misy vohitra iray antsohina hoe Andrainarivo, izay misy tanàna mitondra ny anarana hoe Mausolée. Fa rehefa avy naterin’ny havana aman-tsakaizany tao @ io tanàna io i Didier, dia nisy anankiray efa talohany tao izay atao hoe Guy no nitsangana & nitsena azy ka niteny taminy hoe « lazaina ialahy fa ato letsy aloha dia tsy misy resaka galona intsony, & valio aho hoe ahoana marina letsy no nataonareo nampianjera ireny raopilana nandehananay & ry Joël ireny ohatra ?, fa raha vao mandainga eo dia manao iray & iray. » Raha mbola teo am-pihezahana nitadidy ireo izay mba tsaroany t@ boky Dalloz novakivakiany fahiny i Didier, dia nisy nandondona tao ambaravarana, ka i Guy no nandeha namoha ny varavarana. Fa vao nivoha ilay izy, tonga dia niditra i Giles & namany iray hafa sady tonga dia nanontany hoe « iza tsara hoe letsy ry Didier no lazain’ialahy fa namono an’i Richard ? Io mantsy izy ka avereno mazava eto, iarahana maheno, hoe iza ilay notondroin’ialahy fa hafa mantsy ireny t@ ialahy mbola velona ireny ka nandrasan’ialahy aho ho tsy hafaka namaly intsony an’ialahy, izay ialahy vao be resaka hoe i Giles no namona an’i Richard. ».
• tantara azo lalaovina an-tsehatra, sady ampiarahina @ ilay hira manao hoe : « Io galonanao io ô, tsy entinao any @ Mausolée, fa any ianao ô, anaovan’ny sasany tambabe ! »