Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Ireo solontena frantsay mikasika ireo nosy ireo dia olona niofana sy nianatra tao amin’ny Sekoly Komisarian’ny Lamarina ny an-kamaroany.
Ny mpanolo-tsaina eo anivon’ny filoha frantsay momba ny Lalàna iraisam-pirenena mikasika ny ranomasina CREC MARTINEAU François ohatra dia manam-pahaizana nivoaka tao amin’io sekoly io.
Resaka mikasika ny nosy sy ny ranomasina no ho dinihina, aiza ireo « Commissaires de la Marine » izay mpahay mifehy izany no tsy misy na iray aza ao amin’ilay delegasiona ?
Ny resaka diplomasia sy politika iraisam-pirenena, misy manana izany trai-kefa izany ve ireo olona ireo ?
Ny vice-Amiral de Padoue, Ecole Navale no nataony kanefa ny mpianatry ny EN dia tsy dia misy fahalalàna lalina mikasika ny lalànan-dranomasina.
Tsy maha-fehy ny resaka lalàna ny ta-tsambo, izay no ilainy ny Commissaire de la Marine manampy sy mamaritra aminy ireo lalàna rehetra ireo.
Toro-hevitra :
Rehefa tsy hay ny fahaiza-manao dia aleo milevom-belona ...