Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Celui dont tout le monde commence à oser prononcer le nom - OUI : C’ est POUTINE AVEC RAVALOANANA !
Jipo - Celui dont tout le monde commence à oser prononcer le nom - Désolé Isandra un citoyen français ne peut rétablir l’ordre, de sa propre (…)
Basilaliéné - Celui dont tout le monde commence à oser prononcer le nom - DJ DONDRONA SY NANDRA VOMI DE CHIOTTES va annoncer qu’il a envoyé son CV à (…)
lemama - Celui dont tout le monde commence à oser prononcer le nom - Ce n’est pas la faute des jeunes dit il, mais celle d’une :
« Force des (…)
MALIBUC - Génération One Piece : Wake Up 2013 n’a pas pris, Gen Z 2025 a explosé - Hello Jipo,
Juste une précision sur le « si le rat des bals poussières est (…)
Camisole
{#URL_PAGE{archives}}
ZARA FIFALIANA @7070 mianakavy mialokaloka@ IMASIVOHO Parisy ao :
ENTANINA ISIKA VAHOAKA REHETRA TONGA SAINA SY MIJALY FA TSY ANTANANARIVO IRERY NO TOMPON’NY GREVY FA NY FARITRA REHETRA KA AOKA RE ISIKA HIRAY HINATOKONY HATOMBOKA ANY NY FOKOTANY TSIRAIRAY SY ELAKELALAN-TRANO REHETRA NY HETSIKA MANERANA AN’I MADAGASIKARA MINTSY ARY ATAO AMIN’NY HARIVA NA ALINA IHANY AMIZAY SAHIRANA RY BEBOTY TSY AMPY EFFECTIFS HIZARAZARA TSY HAHAVITA HISAMBOTRA OLONA ISAM-POKOTANY ,ZAREO MANTSY IZAO EFA MIANDRY ENY AMIN’NY PLACE PUBLIQUE REHETRA TOY NY 13 MAI ,AMBOHIJATOVO NA AVENUE DAHOLO FA RAHA MIAINGA AVY ANY AMIN’NY FOKOTANY TSIRAIRAY IO DIA VOATERY HIPARITAKA ZAREO SADY VOAFITAKA ARY HO TSY VOASAKANY INTSONY IO SATRIA TSY AFAKA HIZARAZARA REO, KA HANENJIKA SY HISAMBOTRA OLONA NA HANAPOAKA BOMBE LACRYMOGÈNE ISAM-POKOTANY ALEFAAAAA RY MALAGASY FA AKANGA MARO TSY VAKIN’AMBOA, MITA BE TSY LANIN’NY MAMBA, MANODIDINA NY 30.000.000 NY VAHOAKA MALAGASY, RAHA MIARAKA MIETSIKA AVOKOA MIRAY HINA DIA TSY MISY DIKANY NY ISAN’IREO BEBOTY IREO RAHA HOARINA AMITSIKA , AOKA HO TADIDINTSIKA FA ANTSIKA VAHOAKA NY FAHEFANA MALAGASY LEO DÉLESTAGE,LEO KOLIKOLY,LEO DIDY JADONA ARY,LEO FAMBOTRIANA NY HAREM-PIRENENA ,LEO FAMPAHANTRANA NY VAHOAKA, AOKA KOA TSY HO ATAONAREO MPANOHITRA FITAOVANA NY HETSI-BAHOAKA HITADIAVANAREO SEZA HO AN’NY TOMBOTSOANAREO MANOKANA KA HO ARARAOTINAREO FA FANTAN’NY MALAGASY TSY VAKY VOLO NY FIKANAREO FA MATOA MIHETSIKA NY VAHOAKA MALAGASY MANONTOLO DIA MIJALY LOATRA SY EFA FENO NY KAPOAKA