Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 3 octobre 2025
Antananarivo | 15h41
 

Répondre à un commentaire

23 septembre à 12:55 | rakotobe (#7825)

Hafatra@ 7070 mpiasa vavin’i Rainilaingarivony Cedric Rajoelina

Mbola averina foana fa ny zava misy tompoko dia ny fanaovana tsinontsinona ny ain’ny mpiray tanindrazana sy ny zo fototra maha-olona, ary ny fampiasan-kery sy barofo anaty fisomparam-pahefana ataon’ilay sefonao nanao VELIRANO, no mahatonga ny fahapotehan’ny tontolo sy ny fiainan’ny Malagasy.