Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 3 octobre 2025
Antananarivo | 17h22
 

Répondre à un commentaire

23 septembre à 13:24 | RAVELO (#802)

Na ho fenohinareo propagandy tsy ankijanona aza ny forum,tsy afaka hino
anareo intsony ny Malagasy akaotra ny foza.
Ny hibodo toerana tsy zaka fotsiny no ao an-dohanareo fa tsy ampandroso an’i
Madagasikara izany.
Raha ireo vola nolanilanianareo t@ rendrarendra tsisy dikany ireo no nentinareo
nampandroso ny Tanindrazantsika ,nanaovana làlana fotsiny ohatra dia
mba nahazo « indulgence » kely ianareo.
Izao,ny vola lany,ny zava-bita tsisy, ny fiainana miha mafy isanadro, tsiii !
MIALÀ AMPAHENDRENA amin’izay ?