Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 3 octobre 2025
Antananarivo | 13h55
 

Répondre à un commentaire

24 septembre à 18:00 | Isandra (#7070)

MAZAVA ANGAMBA ITY, AZA METY AMPORISIHIN’IREO AN-DAFY IREO, FA RAHA MARATRA NA VOASAMBOTRA EO IANAO SADY TSY HAMANGY ANAO AKORY IREO. BLABLA ERAKIN’NY RESEAUX SOCIAUX FOTSINY NO ATAON-DRIZAREO.

« Manoloana ny fihantsiana hetsika sy fanakorontanana hatao rahampitso 25 septambra dia nampahafantatra ny eo anivon’ny EMMONAT itambaran’ny zandary ary Polisy ary Tafika fa tsy mahazo alalana tamin’ny manampahefana ny hetsika ka tsy azo ekena ary handraisana fepetra hentitra ho an’ireo izay minia mandika lalàna satria zava-dehibe ho an’ny mpitandro filaminana ny tombontsoan’ny be sy ny maro. »

https://www.facebook.com/watch?v=1466626517720830

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.