Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Isaorana ny Diapason amin’ny fanolorana ity lahatsoratra ity izay tena mifanindran-dalana tokoa amin’ny vanimpotoana sarotra lalovan’ny Firenena Malagasy ankehitriny. Mankasitraka indrindra.
Rehefa novinaky ny vontoatin-kevitra navoitry ny lahatsoratra dia tonga an-tsaina avy hatrany ny fanontaniana vitsivitsy :
1- Raha ny zavamisy eto Madagasikara, natao ho an’iza tokoa moa ny lalampanorenana, moa va ho an’ny mpitondra sa ho an’ny fanjakana sa natao ho an’ny Firenena Malagasy ?
2- Ilay firehana sy lalantsaina « repobilikanina » ve no tsy voafehin’ny fijery sy fisaina Malagasy ka mahatonga ilay lalampanorenana ho lasa « haingo » sy « ravaka » fotsiny aranty eo ambonin’ilay « Repobilika » ?
3- Ilay Fitsarana avo momba ny lalampanorenana izay omena « zo tsy azo ivalozana » amin’ny Didy sy fanapahana raisiny ve no lasa « olana sy vesatra » satria misalotra hatrany fiandaniana sy milonjehitra firehana ka lasa loharano ipoiran’ny disadisa ara-politika eto amin’ny Firenena hatrany ?