Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 20 janvier 2026
Antananarivo | 11h59
 

Répondre à un commentaire

20 janvier à 10:52 | Vohitra (#7654)

Eo amin’ny ambaratonga fifehezana dia misy antanan-tohatra hatrany mba hampirindra ny fanatontosana ny andraikitra voafaritra...

Misy ny ambaratonga miantoka ny baiko sy ny fanatanterahana izany amin’ny ara-dalana :

* Ny commandant de Circonscription Régionale
* Ny Chef d’État Major
* Ny Commandant

Midina isan’ambaratonga ny baiko, ary miakatra ny tatitra...

Raha nandray baiko ilay Lieutenant-Colonel sy ilay Capitaine teny ankianja, dia TSY MAINTSY tafiditra amin’ny baiko midina ireo ambaratonga teo ambony...

Koa heveriko fa TSY mitombina ny hoe ilay rangahy efa misotro ronono sy efa lasa mpanao politika irery no nanome ny baiko notanterahana teny ankianja...

Ahoana moa raha hoe eny amin’ny trano fisakafoana lehibe fandraisana vahiny iray, dia TSY ny teny avy amin’ny "chef cuisinier" sy "maître d’hôtel" no arahina fa baiko avy amin’ny olona eny ivelany mijoro eny amin’ny arabe no arahin’ny mpahandro sy mpandroso sakafo ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}