Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any Aminy
RANDRIA Lucie Vololonirina
(Teraka RAZAFIMANJATO)
Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono
Chevalier de l’Ordre National
ny zoma 16 janoary 2026 tany Bourges, rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany.
Hoy
Ny zanany :
- PLUME Fabien sy Sitraka
- Itpkl RAZAFITRIMO Emmanuel sy RASOANAIVO Jocelyne
Ny zafiny :
- Eliott, Gabriel, Ronald, Joanna, Jocelyn
Ny iray tampo aminy :
- Vady navelan’Itpkl RAZAFIMANJATO Jean Josoa, Bebe Malala sy ny zanany
- Terak’Itpkl RAZAFIMANJATO David sy Honorine
- Terak’Itpkl RAZAFIMANJATO Basile sy Lucie
- RANAIVO Jeanine Huguette sy ny zanaka aman-jafiny
- RAKOTOMIHAMINA Voahanginirina Liliane sy ny zanaka aman-jafiny
- RAZAFIMANJATO Blandin sy Marie Claire ary ny zanaka aman-jafiny
- Terak’Itpkl RAHARINESY Auguste
Ny iray tampo sy ny fianakaviana avy amin’ny vadiny
Taranak’i RAPARIVO Gaston
Taranak’i RADAODY
Taranak’i RAZAFITRIMO Eugène
Teraky RAMAINANDRO
Ny fianakaviana manontolo
Ny fiangonana anglikana St Georges Paris
Ny fiangonana Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro
Ity no solon’ny fampandrenesana. Ny fandaharam-potoana dia mbola holazaina amintsika amin’ny fotoana manaraka.
« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho … Eny, na dia mandeha mamaky ny ny lohasaha aloky ny fahatesana aza aho, dia tsy atahotra ny loza aho, fa Ianao no amiko – ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy. » (Sal 23 : 1-4)




