Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 novembre 2026
Antananarivo | 10h18
 

Filazana manjo

VELOTSOA Rina

mardi 17 novembre

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

VELOTSOA Rina

Dia nodimandy ny Alatsinainy 16 novambra 2026 teo amin’ny faha 42 taonany.

Hoy,

Ny vadiny :
RAMANANTENASOA Ony Lalaina

Ny zananay :
VELOTSOA Nomena Anjara Fitia
VELOTSOA Ny Onja Nombana Fitia
VELOTSOA Nofy Ny Aina

Ny reniny  :
TEMA Marie
RASOAZANAMANGA Marthe

Ny rafozam-beny  :
RASOAZANAMANANA Noeliarisoa

Ny rafozany  :
RAKOTONDRAMANANA Jean Baptiste mivady

Ny iray tampo aminy :
RASOAMANANTANY Lalao sy ny zanaka aman-jafiny
RASOAMANANTANY Solovonjinirina sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIVONJY Injarasoa sy ny zananay
RAKOTOARIVONJY Zahasoa mivady sy ny zanany
RAKOTOARIVONJY Dimbisoa mivady sy ny zanany
RAKOTOARIVONJY Mandimbisoa Vavah sy ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRIAMANANJARA Rivo Pierre mivady sy ny zanany
RAMANANTENASOA Rova Manitra sy ny zanany
RATSIMBAZAFY Diary Feno mivady sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo any Taratanana
Ny fianakaviana manontolo eto Soavinimerina - Mahitsy

Ny Fiangonana FJKM Soavinimerina Mpiandritsara, FJKM Mahitsy Famonjena, FJKM Ampanotokana Firaisana
Ny Fiangonana Advantista Soavinimerina Mahitsy
Ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Soavinimerina Mahitsy
Ny EKAR Soavinimerina Mahitsy

Ny Fokontany Soavinimerina, Mahitsy, Ambatomirahavavy (Ampanotokana)

Ny nofomangatsiakany dia hiala ao amin’ny tranony Lot AAT 002 Tsaramasoandro Soavinimerina Mahitsy ny Alakamisy 19 novambra 2026 amin’ny 1 ora folakandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Soavinimerina Mpiandritsara mialohan’ny hanaterana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Ambatomirahavavy RN4.

« Ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy, ary aoka Izaho no hitokian’ny vadinao mpitondratena. » (Jeremia 49 : 11)

Réagir à l'article

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}