« Niady ny ady tsara aho. nahatanteraka ny fihazakazahana aho. nitahiry ny finoana aho » (Timote 4.7)
« Hoy Jesoa taminy : Izaho no fananganana ny maty sy fiainana ; izay mino Ahy. na dia maty aza dia ho velona indray » (Jaona 11:25)
Amin’ny alahelo lehibe sy fo torotoro no ampandrenesinay anareo ny fahalasan’ny Reninay, zanaka, anabavy, Malalanay
RAVAOMIARIVONY Raoilison Chantal Olga
Vady navelan’ny Itpklahy RAMANANTSOA Jean Rodolphe (Ancien Ministre de l’Energie, des Mines et des Hydrocarbures)
ny Zoma 12 desambra 2025 rehefa nivahiny 65 taona teto an-tany
Hoy :
Ny zanany :
- RAMANANTSOA Hanitra Vonimboahirana sy Sylvain CHEVALIER (USA)
- RAMANANTSOA Mijarizaka Raoilison sy ny vadiny
Ny zafikeliny :
- RAJOSOA Mélanie sy ny vady aman-janany (France)
- RAJOSOA Alexandre Manantsoa (USA)
- RAJOSOA Mathieu Stephen Manantsoa (USA)
- Abigaelle, Naomi, Kiady, Setry, Mijoro, Melody
Ny zafiafiny :
- Tidiane (France)
Ny Reniny :
- RAVAOARIMINO Oline vady navelan’ny Itpklahy RAOILISON Jean Emile
Ny iray-tampo aminy :
- ANDRIAVALITIANA Christian Raoilison sy Lala sy zanany
- RAOILISON Richard sy loly sy ny zanany
- Itpklahy RAOILISON Harimanana Andrianalifara sy Cyne sy ny zanany
- RAOILISON Andriamampionona Tiarivaly sy Fanja sy ny zanany
- RAOILISON Andriaminahisoazaka Lanto sy Rolina sy ny zanany
- RAOILISON Mandimbiarivaly Faralahitiana sy Sissi sy ny zanany
Ny iray-tampo amin’ny Itpklahy vadiny :
- RAZAFIMANANTENA Daniel sy ny zanaka aman-jafiny
- RAZAFINDRABE Edouard mivady sy ny zanaka aman-jafiny
- RAKOTOVAO Mananjara mivady sy ny zanaka aman-jafiny
- RASOAMBOLA Noeline mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Fianakaviana manontolo sy taranaky ny mpiray tam-po ary havana avy amin’ny Ray aman-dreniny,
Ny Fianakaviana manontolo sy taranaky ny mpiray tam-po ary havana avy amin’ny Ray aman¬drenin’ny Itpkl vadiny.
Ny Fonkotany Ambohimirary, ny mpiara-mononina tao amin’ny Cité des Mines Ampandrianomby. Ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM 67 Ha sy FLM Andoharano Fandriana.
Ny nofony dia hiala ao Agence de Funérailles Corbi Mahazoarivo, ny 14 desambra 2025 amin’ny 08 ora maraina, ary hizotra mankany Fandriana. Entina homem-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FLM Andoharano Fandriana ny 15 desambra 2025 mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andoharano Fandriana.
lalana tsiny izay tsy tratra antso nohon’ny fahafenoan-dranomaso be loatra




