Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Offensive diplomatique du colonel Randrianirina en Afrique - Tous ceux anciens khons d’une autre mafia gravitent autour du colonel. Le (…)
walesa - Plus de 325 milliards d’Ariary de préjudices pour l’État en 2025 - Vohitra, bekily, bonsoir, manksitraka ny fitenenareo aho. Mais quelle triste (…)
walesa - Offensive diplomatique du colonel Randrianirina en Afrique - Mais oui Vohitra
"Calife à la place du calife"
? devient obsessionnel (…)
bekily - Plus de 325 milliards d’Ariary de préjudices pour l’État en 2025 - Être debarrase d’une mafia était le souhait de 80% du PAYS REDUIT AU RANG (…)
bekily - Plus de 325 milliards d’Ariary de préjudices pour l’État en 2025 - Ratjouel devrait
1) clairement JUGÉ et CONDAMNÉ pour concussion, CORRUPTION (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Mangatsiaka mamirifiry ankehitriny ny eto an-tanindrazana (tsy milaza velively izany fa eto an-toerana ny tena) ary mamely mafy ny sery ka tsy hay na ilay covid izy ity na dia gripa fotsiny izao.
Mampatsiahy ny hira "isika" an’ny "Hazo Midoroboka - Jomak’Ampama", tonon-kira nosoratan’i Tsilavina Ralaindimby manao hoe :
"...
Tsy mba mody ny atoandro
Kotsan’ny oram-pahavaratra
...
Tora-kovitra ny antoandro
Mandry fotsy ny hariva ..."
Izay no iainan’ireo Ambanilanitra mitambatra antsoina hoe Malagasy, miaina ao anatin’ny fahoriana sy ny fahantrana ary tsy raharahin’izay fitondrana jiolahim-boto tranon-dainga.