Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Elle fait honneur à toutes les personnes de ces pays de merde linges aux (…)
canal baobab 13 - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Caroline Galactéros, née le 10 octobre 1967, est une géopolitologue (…)
tonga soa - Masobe tsy mahita - https://midi-madagasikara.mg/nono-promu-commandeur-de-lordre-des-arts-des-lettre
zanadralambo - Masobe tsy mahita - https://midi-madagasikara.mg/fanirisoa-ernaivo-quatre-barons-de-lancien-regime-d
zanadralambo - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - https://www.youtube.com/shorts/5Wpc4R3BqRk
Meuh non c’est pas vrai ... !
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}





Raha tena marina io sary avoakan’i MT io dia miala tsiny aho fa tsy ara-dalàna mihitsy ny zava-miseho satria tsy anjaran’ny EMMO mihitsy ny manao "perquisition".
Ny EMMO na "Etat Major Mixte Opérationnel" dia TSY rafi-pilaminana maharitra eo amin’ny miaramila fa atsangana ohatra rehefa misy ny "état d’exception".
Tsy izany anefa no zava-misy fa lasa herim-pamoretana isan’andro ilay EMMO, izany hoe TSY ARA-DALANA VELIVELY ny fiasany isan’andro stria tsy "régime d’exception" ny firenena malagasy ankehitrio.
Jereo ny CJCN na ny "Code de Justice pour le Service National" fa io rindran-dalàna io no mamaritra sy mametra ny fampiasana ny EMMO ary tsy fampiasa velively amin’ny resaka "perquisition" ny EMMO na inona endriky ny fotoana. Tsy ara-dalàna izao.