Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Efa antaonany maro no nampaneno lakolosy na ny fiarahamonina na ny fikambanana tsy miankina, ary isany teboka mafana mivaivay nandritry ny tolom-panafahana 2025 izao zavamisy izao...
Raha fintinina ny zavamisy dia toy izao :
Nataon’ny sehatra tsy miankina ho fangoronana harena ny fidirana tamin’ny sehatra angovo sy aratra fa tsy nataon’izy ireo ho fitsinjovana ny famahana hitondrana vahaolana eo amin’ny fiainam-bahoaka Malagasy.
Halatra, fisolokiana ary famitaham-bahoaka no nataon’ny sehatra tsy miankina sy ireo tomponandraikitra Malagasy niray tsikombakomba tamin’izy ireo.
Volam-bahoaka sesehena tsy toko tsy forohana no very sy natao ampihimamba, ary tena tetika maizina efa voaomana sy tanjona fandrobana volam-bahoaka no nitranga.
Fandraisana andraikitra haingana sy famerenana ny volam-bahoaka very no ilaina, fandraisana fepetra avy hatrany no ilaina fa tsy mijanona ho fampitandremana fotsiny akory.
Ilaina famaizana ara-pitsarana sy sazy tandrify ny heloka vita no handrasana, matoa atao ny fanadihadiana, dia tokony hisy fandraisana andraikitra ara-pitsarana.
Nisy tomponandraikitra Malagasy nanatanteraka izao zava-doza izao, ilaina ny famaizana ara-dalana.