Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 22 juillet 2026
Antananarivo | 11h53
 

Répondre à un commentaire

22 juillet à 09:18 | Vohitra (#7654)

Primes tamin’ny faran’ny taona 2025...fisondrotana karama 14 %...nomena indemnités de logement...izao indray nampitomboina avobe ny indemnités de mission...

Izany rehetra izany tombontsoa goavana omena ny mpiasampanjakana ankehitriny, misy mihevitra angamba fa ny hanomezana tombontsoa ho azy ireo no fototry ny tolom-panafahana ny taona 2025 izay namoizana aina marobe sy nandratra olona...

Fa inona no tamberin’andraikitra omen’ny mpiasambahoaka ny vahoakan’i Zanahary mpandoa hetra izay miaritra fihafiana mafy mba hahazoan’izy ireo izany tombontsoa goavana izany ?

Aiza ilay hoe « miaro ny vahoaka sy ny fananany » ?

Sa ve natao ho mpankato sy mpihoby ary mpidera sy mpandoa vola fotsiny ny vahoaka ?

« Ny aina no fetra ry Tompo malala » hoy ny ventsonkira ventesin’ny kristianina, ny angoantenda voizin’ireto fanovozana indray ve izany dia hoe « ny aina no fetra amin’ny fahefana eo ampelantanay » ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}